Avoir un acte de naissance fait partie des droits fondamentaux de tout nouveau-né. C’est le premier document officiel marquant sa naissance, soit son existence dans son pays. Sans cet acte de naissance, un individu ayant atteint la majorité ne peut procéder à une demande de carte d’identité nationale. Certes, l’acte de naissance n’est pas une preuve de nationalité mais il y a un risque d’apatridie si un individu n’en possède pas, selon les explications de Holisoa Ravololomboahangy, juriste du Focus Développement Association. Avoir une nationalité permet de jouir de tous ses droits, contrairement aux apatrides.
Isan’ny zo fototry ny ankizy ny fananana kopia nahaterahana. Taratasy voalohany manamarika ny fisian’ny olona iray ara-panjakana izy io. Manakana amin’ny fanatanterahana zavatra atao maro ny tsy fananana izany, ohatra ny tsy fahafahana mahazo karapanondro. Tsy porofo amin’ny fizakana zom-pirenena ny fananana kopia fa mety atahorana tsy hizaka zom-pirenena ny olona tsy manana izany araka ny fanazavan’i Ravololomboahangy Holisoa, mpahay lalà na avy ao amin’ny Focus Développement Association. Ny zom-pirenena no zo manokatra amin’ny zo hafa rehetra araka ny fanazavany hatrany. Marobe noho izany ireo zon’olombelona tsy afaka sitrahan’ny olona tsy mizaka ny zom-pirenena.