On a l’habitude de mesurer la pauvreté selon le revenu des ménages. Pourtant, ces derniers n’utilisent pas forcément l’argent pour subvenir aux besoins des enfants et d'ailleurs l’argent ne peut pas tout acheter. C’est pour cela que l’Unicef et l’Instat ont adopté une nouvelle méthode de traitement de données et trouvé que deux tiers des enfants sont touchés par la pauvreté multidimensionnelle à Madagascar. Ranto Ramananjato, responsable des statistiques au niveau de l’Unicef nous en parle aujourd’hui dans Hono ho’aho.
Mahazatra antsika hatramin’izay ny mifantoka amin’ny vola rehefa manadihady momba ny fahantrana. Tsy voatery ho ampiasain’ny tokantrano hamaliana ny filà n’ny zaza anefa ny vola, ary tsy voatery hahavaly ny filà na rehetra. Izay no nanovana ny fomba fiasa ka nahitana fa roa ampahatelon’ny zaza no iharan’ny fahantrana marolafy eto Madagasikara. Ny tomponandraikitry ny fikirakirana ny antontanisa ao amin’ny Unicef, Ranto Ramananjato, no miresaka momba izay anio ato anatin’ny Hono ho’aho.