Après le bacc, beaucoup de jeunes malgaches ne savent ni quelle filière choisir ni vers quelle carrière se tourner. Ils prennent le risque de se retrouver face à un mauvais choix de filière universitaire. Découvrons dans cette émission comment éviter cela avec le conseiller en orientation professionnelle, Todizara Andrianajaina.
Maro amin’ny tanora avy nanala bakalorea amin’izao fotoana izao no mbola tsy mahafantatra ny lalam-piofanana arahiny sy ny asa ataony any aoriana. Mandiso ny safidy amin’ny lalam-piofanana anefa izany. Mety hoe herintaona mianatra zavatra iray aloha izay vao mahatsapa fa kay tsy iny ny tena tiana atao dia miova lalam-piofanana hafa indray. Zarain’i mpanolotsaina arak’asa Andrianajaina Todizara ato anaty fandaharana aho ny tokony atao hisorohana izany.