L’élection des membres du Conseil Supérieur de la Magistrature aura lieu le 10 décembre. Cet organe est en charge de gérer la carrière des magistrats, en partie, les sanctions d’affectation disciplinaires qui leurs sont destinées. Il est essentiellement composé de représentants des magistrats, de la société civile ainsi que d’enseignants chercheurs. Le juriste Ranto Rasolonjanahary nous donne plus de précisions sur leurs rôles.
Hotontosaina ny 10 desambra ho avy izao ny fifidianana ireo mpikambana vaovao ao amin’ny ny Filan-kevitra ambonin’ny mpitsara. Ity vondrona ity no miandraikitra ny asan’ny mpitsara rehetra eto Madagasikara. Solontenan’ny mpitsara, ny fiarahamonim-pirenena ary ireo mpampianatra mpikaroka no mpikambana ao anatiny. Manome fanazavana bebe kokoa ny mpahay lalà na Rasolonjanahary Ranto ato anatin’ny Hono ho aho.
Teasing facebook : Inona tsara ny tena andraikitry ny Filan-kevitra ambonin’ny mpitsara ? Manazava mikasika izay i Rasolonjanahary Ranto, mpahay lalà na ao anatin’ny #Honohoa.