Les cas de viol sur mineurs ne cessent d’augmenter depuis quelques mois. Pourtant, certains policiers affirment que des cas ne sont pas rapportés aux postes de police, faute de témoins. Un arrangement à l’amiable fait souvent office de solution face aux viols sur mineurs afin de préserver le « fihavanana ». Cependant, ceux qui choisissent de ne pas dénoncer ces crimes peuvent être poursuivis en justice. Ranto Rasolonjanahary, juriste, nous informe des charges qui peuvent être retenues contre les témoins qui se taisent par choix.
Tsy nitsahatra nitombo ny isan’ny ankizy tsy ampy taona voaolana. Mbola betsaka ny tranga tsy voatatitra eny amin’ny polisy anefa. Misafidy ny tsy hampandre ny manam-pahefana ny vavolombelona fanolanana noho ny fiheveran’izy ireo fa miteraka henatra eo amin’ny fiaraha-monina izany. Voaheloky ny lalà na anefa izy ireo rehefa miditra amin’ny fiaraha-monina. Manazava ny momba ny sazy mety hihatra amin’ireo nisafidy ny hangiana manoloana ny tranga toy ireny ny mpahay lalà na, Ranto Rasolonjanahary.