Beaucoup ne font pas la différence entre pédophilie et viol sur mineur. En fait, ces deux infractions sont passibles de peine car elles font subir des violences sur des enfants, qui plus est, des mineurs. Rado Harintsoa Rakotosamimanana, juriste nous explique quelle est la différence entre ces deux infractions.
Ny fitsiriritan-jaza na ny « Pédophilie » sy ny fanolanana zaza tsy ampy taona matetika dia afangaron’ny maro. Tsara ho fantatra anefa fa tsy mitovy izany. Eny samy tsy azo hatao avokoa, samy melohin’ny lalà na, ary samy zaza avokoa no iharany. Rakotosamimanana Rado Harintsoa no hitondra fanazavana mahakasika ny fahasamihafana misy eo amin’ny fitsiriritan-jaza sy ny fanolanana zaza tsy ampy taona.