COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesQuestions A / Hono ho'a ?

©Monusco Photos
Le manque d’information peut empêcher le recours à la planification familiale.

Hono ho'a : Quand planification familiale rime avec développement

La planification familiale permet de réduire le nombre d’enfants à naître. Avec moins d’enfant, il est plus facile pour les parents de prendre bien soin de chaque membre de la famille. Cependant, lorsque le nombre de population active est en hausse, il y a nécessité d’améliorer le niveau de vie de chaque habitant. C’est ainsi que le Docteur Voahirana Rabakomahefa, responsable du suivi évaluation des projets au sein du Fianakaviana Sambatra ou FISA fait le lien entre le planning familial et le développement d’un pays.


Misy ny elanelan-jaza rehefa manaraka ny fandrindram-piainam-pianakaviana. Ary voara-maso ara-pahasalamana na ny reny na ny zaza. Ny vola lany entina hitsaboana raha marary dia azo hanaovana tetikasa hafa toy ny fampianarana ny ankizy. Rehefa salama ny fianakaviana, afaka mamokatra asa bebe kokoa ary mampiakatra ny toe-karenan’ny firenena ka mipaka hatramin’ny harin-karena faobe. Izay no fanazavana nomen’ny dokotera Rabakomahefa Voahirana, tompon'andraikitry ny fanarahamaso sy ny tombana ireo tetikasa eo an’ivon'ny Fianakaviana Sambatra na FISA ny amin’ny fifandraisan’ny fandrindram-piainam-pianakaviana sy ny fampandrosoana ny firenena iray.

Studio Sifaka · 2020-11-23_fandaharana-HONO-AHO-PLANIFICATION-FAMILIALE
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter