Les usagers de Facebook pensent bien faire en publiant des accusations ou des plaintes sur des cas d’infractions. Pourtant, même si l’accusé a commis ou non une infraction, avec ou sans preuve, la violation de la vie privée d’autrui est considérée comme un délit puni par la loi. Quel que soit l’objectif de celui qui dénonce les faits, livrer des informations personnelles sur un espace public comme Facebook va à l’encontre de la loi. Le juriste Ranto Rasolonjanahary explique pourquoi il est interdit de porter accusation contre une personne sur une plateforme publique telle que les réseaux sociaux.
Fitaovana iray izay hahafahana hanehoana hevitra an-kahalalahana tokoa ny tambazotra serasera, anefa misy fetra ny fanaovana izany. Fahita matetika amin’ny tambazotra serasera ohatra, ireo fanamelohana olona amin’ny fahadisoana nataony teny anivon’ny fiarahamonina na tamin’ny olona anankiray. Mety mieritreritra ilay mpitoroka fa fampanjakana ny fahamarinana izany nefa tena tsy ara-dalà na ny famoahana hevitra na antota-kevitra izay mikasika ny fiainan’olona iray amin’ny sehatra hifaneraseran’ny be sy ny maro, na misy porofo izany na tsia. Azon’ilay olona voatondro atao ny mitory ny mpanameloka azy ary mitaky ny fampiharana ny sazy amin’ity farany. Manazava ny momba izay, ny mpahay lalà na, Rasolonjanahary Ranto.