Noel rime avec Père Noel, traineaux, elfes et toute une panoplie du pôle Nord. La plupart des enfants, dont des enfants malgaches croient en ce personnage mythique. Le choix d’inculquer ou non cette croyance aux enfants est un choix des parents. Celin Rakotomalala, conseiller pédagogique, expose son point de vue sur le sujet dans Hono ho aho.
Manabe ny zanany ny amin’ny fisian’ny dadabe noely mpanatitra kilalao isam-baravarana ireo ray aman-dreny maro. Misy ihany koa anefa ireo misafidy ny mifanohitra amin’izay. Samy manana ny safidiny sy ny anton’izany. Aiza ho aiza kosa ny hevitry ny mpanabe ? Ndao henointsika ny Rakotomalala Celin, mpanolo-tsaina ara-panabeazana.