COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesQuestions A / Hono ho'a ?

©DotMG
La commune d’Ambohimanga, Antananarivo, en novembre 2012.

Hono hoa : Le rapport entre décentralisation et développement

La décentralisation est le fait de déléguer le pouvoir de décision à un élu d’une localité. Mais le problème se rapportant à la décentralisation à Madagascar, à part la question du manque de ressources, c’est que certains élus n’assument pas entièrement leurs responsabilités et doivent souvent attendre l’aval de certaines entités politiques. Face à cela, les activités au sein des bureaux ne fonctionnent pas de façon fluide alors que ces dernières sont la base du développement des collectivités locales, selon les explications de Ranaivo Harimbola, enseignant en milieu universitaire.


Studio Sifaka · 2020 - 11 - 30 Fandaharana HONO OA DECENTRALISATION

Fanomezam-pahefana feno, ataona fahefana foibe, ana olona iray eo amina faritra iray no atao hoe fitsinjaram-pahefana. Eto Madagasikara, misedra olana anefa io fitsinjaram-pahefana io. Ankoatra ny resaka ara-bola, misy sasany amin’ireo nomena fahefana no miandry torolalana avy amina fahefana hafa vao manatanteraka ny asany. Ao anatin’izany fitsinjaram-pahefana izany anefa tokony mahefa amin’izay fanapahankevitra ataony ilay nomena ny fahefana. Manoloana izay, mikatso ny asa rehetra eny amin’ny birao. Ireny asa ireny anefa no miantoka ny fampandrosoana eo an’ivon’ilay faritra araka ny fanazavana ataon’i Ranaivo Harimbola, mpampianatra eny amin’ny oniversité.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter