La lutte contre les violences basées sur le genre (VBG) ne concerne pas uniquement les femmes. Les hommes ont également le devoir d’agir contre ce fléau. Loic Raveloson, responsable communication et relations publiques de l’ONG Avotr’Aina, nous explique les différentes formes d’implication des hommes dans cette bataille ainsi que les moyens utilisés pour leur faire comprendre l’importance de leur rôle.Â
Tsy ny vehivavy ihany no voakasik’izany ady atao amin’ny herisetra mifototra amin’ny maha lahy sy ny maha vavy izany. Manazava ireo endrika mety hisehoan’ny fandraisan’ny lehilahy anjara amin’izany ady atao amin’ny herisetra mifototra amin’ny maha lahy sy maha vavy izany i Raveloson Loic, mpiandraikitra ara-tserasera sy fifandrainsana ivelany, ao amin’ny ONG Avotr’Aina. Manazava ihany koa izy ny maha zava-dehibe ny fandraisan’ny lehilahy anjara.