En feuilletant votre journal ou en scrollant votre fil d’actualité sur Facebook, vous pourriez tomber sur un avis de vente aux enchères organisée par la douane. En effet, les objets emmagasinés trop longtemps au dépôt de la douane peuvent être vendus pour couvrir toutes les dépenses relatives à leur stockage. Bien évidemment, cela s’applique uniquement si le propriétaire ne se manifeste pas. Comme cela se passe-t-il ? Rasamimaka Mahefalahy, Huissier de justice et commissaire-priseur nous explique.
Rehefa mamadibadika gazety iny ianao na mijerijery vaovao amin’ny Facebook dia mety hahita filazà na lavanty avy any amin’ny fadintseranana. Ireo entana mijanona ela loatra ao amin’ny fadintseranana anefa tsy misy mitaky no voakasik’izany. Amidy izy ireny mba handoavana ny vola lany rehetra tamin’ny fitehirizana azy tao. Ahoana no dingana arahina ahatongavana amin’izany ? Manazava Rasamimaka Mahefalahy, vadintany sady mpanao lavanty.