A Madagascar, les dépressions ou tempêtes tropicales, comme le cas de Chalane, sont généralement appelés « cyclone ». Et pourtant, il y a une grande différence entre cyclone, dépression tropicale et tempête tropicale. Ecoutons les explications de Rivo Randrianarison, prévisionniste météorologue dans Hono aho.
Matetika vao misy andro ratsy mitondra orana sy tafio-drivotra mafimafy dia « cyclone » no fiantsontsika azy. Diso anefa izany fa misy andro ratsy na dépression sy tempête tropicale fotsiny ihany. Mitondra fanazavana mikasika izay amintsika i Randrianarison Rivo, tompon’andraikitra eo anivon’ny sampana mpamantatra ny toetr’andro, ato anatin’ny Hono aho.