Poursuivre ses études à l’étranger n’est pas un projet facile à réaliser. D’ailleurs, c’est d’autant plus difficile aujourd’hui compte tenu de la crise sanitaire mondiale et des restrictions sanitaires. Toutefois, il y a tout un système, réseau et organisation de coopération pour faciliter l’accès des étudiants malgaches aux universités françaises.
Tsy mora izany hoe handeha hianatra any an-dafy izany indrindra moa fa amin’izao fotoana izao dia miha-maro ireo sakantsakana samihafa manasarotra ny fanantonana ireo oniversite any ivelany nohon’ny krizy ara-pahasalamana maneran-tany. Na izany na tsy izany anefa, misy ny lamina sy harifenitra manokana mipetraka hanamorana ny fandehanan’ireo mpianatra malagasy maniry hanohy fianarana any Frantsa.