La plupart des bailleurs de projets et d’initiatives financent souvent des associations au lieu de personnes physiques individuelles, surtout lorsqu’il s’agit de projets à portée sociale. Mais pourquoi cette préférence ? Fety Berthela, incubateur et entrepreneur d’Antsiranana nous éclaire sur ce sujet.
Maro ireo fiantsoana ahazoana famatsiam-bola mivoaka rehefa telo volana voalohan’ny taona toa izao. Matetika anefa dia ny fikambanana na vondron’olona no tena omen’ny mpamatsy vola vahana amin’izany. Hanome fanazavana mikasika iny anton’izany safidy izany i Fety Berthela, mpandraharaha sy mpirati-dalana ary mpanoro hevitra ny fikambanana sy ny mpandraharaha eto Antsiranana.