L’assemblée nationale a procédé à une enquête parlementaire suite à l’affaire liée à l’évasion des prisonniers de la maison centrale de Farafangana en mai 2020. Elle a pris fin le 12 janvier dernier. Une enquête parlementaire est en fait dirigée par les membres du comité d’enquête au sein de l’assemblée nationale ou du sénat. Le juriste, Ranto Rasolonjanahary explique qu’elle est différente de l’enquête judiciaire. Cette dernière est faite au niveau de la police judiciaire, de la gendarmerie et/ou du tribunal. Seuls ceux qui ont un pouvoir judiciaire peuvent juger les infractions. Ainsi, aucune infraction n’est jugée par le parlement. Les membres du comité d’enquête se chargent d'aider le tribunal et la police judiciaire a pour mission de récolter les preuves.
Taorian’ny raharaha nahafaty voafonja vokatry ny lositra tao amin’ny fonjan’i Farafangana ny volana may lasa teo dia niditra tamin’ny fanadihadiana na « enquête parlementaire » ireo mpikambana ao amin’ny komisiona misahana ny fanadihadiana ao amin’ny antenimieram-pirenena. Ny 12 janoary lasa teo no tapitra izany. Araka ny fanazavan’ny mpahay lalà na Rasolonjanahary Ranto dia atao hoe « enquête parlementaire » rehefa miainga avy eny amin’ny antenimiera ny fanadihadiana. Samihafa amin’ny « enquête judiciaire » ity karazana fanadihadiana ity na dia samy manadihady rehefa misy heloka aza izany. Ny « enquête judiciaire » dia miainga avy eny amin’ny mpitandro ny filaminana sy ny fitsarana. Tsy manana fahefana mitsara ireo mpanao fanadihadiana eny amin’ny antenimiera fa manampy ny mpitandro ny filaminana sy ny fitsarana fotsiny amin’ny fanadihadiana sy fitadiavana porofo.