On a souvent parlé de « donner la parole aux jeunes ». Mais quand ils ont la parole, est-ce qu’ils savent se faire écouter ? Est-ce qu’ils ont assez de tact pour attirer l’attention ? Une formation sur la plaidoirie pour les jeunes leaders est en cours à partir de ce 19 jusqu'au 21 janvier à Antsiranana. Il s’agit du projet Advocacy for youth. Elison Anjaratiana, de l’association Tanora Garan’teen, membre de l’une des associations formatrices nous en dit plus dans cette émission.
Heno matetika ny hoe “omeo sehatra ny tanora”. Fa rehefa omena fitenenana tokoa ve izy ireo dia hainy ny manintona olona hihaino azy ? Hainy ve ny mandresy lahatra sy mampita hafatra ? Misy fiofanana mikasika ny ady sisika omena ny tanora mpitarika any Antsiranana manomboka ny 19 hatramin’ny 21 janoary izao. Advocacy for youth no anarana nomena izany tetikasa izany. I Elison Anjaratiana, avy amin’ny fikambanana Tanora Garan’teen, fikambanana iray anisan’ny nikarakara ny tetikasa no hanazava ny momba izany amintsika.