Les grillons sont des insectes riches en protéine complète, Madagascar Biodiversity Center (MBC), après les recherches qu’il a faites, les a transformés en poudre. Celle-ci sera distribuée dans les écoles dans le Sud de Madagascar afin de lutter contre la malnutrition.
Anisan’ny tafiditra anatin’ny ady amin’ny tsy fanjarian-tsakafo ny fanodinana ny angelikary ho lasa protéine ho fanampin-tsakafo. Taorian’ny fikarohana dia nanaparitaka ny vokatra ny Madagascar Biodiversity Center fantantra amin’ny fikarohana momba ny bibikely sy ny zava-maniry. Ireo sekoly any atsimo no efa nahazo famatsiana amin’izany. Araho ao anatin’ny fandaharana ny fomba fiompiana ny angelikary, ny fanodinana azy ary ny tombontsoa azo avy aminy.