Ankalazaina isan-taona ny 22 febroary ny andro maneran-tany ho an’ny skoto. Manomboka 6 taona ny ankizy dia efa afaka alefa any amin’ny skoto. Manampy amin’ny fivoaran’ny ankizy ary manomana azy hiara-hiaina eo anivon’ny fiaraha-monina sy eo amin’ny sehatra misy azy ny skoto. Randriambavison Sitraka Lovasoa mpikambana ao amin’ny mpanazava eto Madagasikara no hiresaka mikasika izany ao anatin’ny fandaharana Hono ho’aho.Â
La journée mondiale du scoutisme est célébrée chaque année le 22 février. Les enfants sont envoyés dans les associations de scoutisme à partir de 6 ans à Madagascar. Le scoutisme participe auvise le développement de l’enfant et permet de le préparer à mieux vivre en société. Sitraka Lovasoa Randriambavison, membre des éclaireurs de Madagascar en parle dans l’émission Hono ho’aho.