La défécation à l’air libre peut entraîner des maladies comme la diarrhée qui tue 1 enfant toutes les 8 secondes dans le monde. La population tant dans les zones rurales que les zones urbaines ont cette mauvaise habitude. Les détails dans l’émission Hono oa.
Zava-doza ny vokatry ny fanaovana maloto an-kalamanjana. Isan'izany ny aretim-pivalanana izay mahafaty zaza 1 isaky ny 8 segondra eran-tany. Na ny faritra ambanivohitra na ny andrenivohitra anefa dia manana fahazarana manao maloto an-kalamanjana. Ny loza mitatao miandry ny fiaraha-monina amin'io fomba ratsy io no horesahina ao anatin’ny fandaharana Hono oa.