Du 23 au 26 mars a lieu à Antsirabe un atelier sur la refonte du code du travail à Madagascar. Les réformes en droit du travail sont des processus complexes, qui peuvent être longs et difficiles. En effet, les lois sociales, étant des normes ayant pour vocation de régir les relations et l’environnement du travail, ont pour objectif de rendre une justice sociale convenable et promouvoir le travail décent dans tous les aspects du monde professionnel. La mutation du travail dictée par les transformations technologique, démographique et climatique, appelle Madagascar à réviser son code pour répondre aux exigences du monde du travail. Nous entendrons plus de détails sur ce sujet dans cette émission avec le directeur du Bureau de Pays de l’OIT pour Madagascar, les Comores, Maurice et les Seychelles, Coffi Agossou.
Notanterahina tany Antsirabe ny 23 hatramin'ny 26 martsa teo ny atrikasa momba ny fanarenana ny lalà na mifehy ny asa eto Madagascar. Ny fanavaozana ny lalà na mifehy ny asa dia dingana sarotra sy ho lava ihany koa. Ny lalà na ara-tsosialy, izay fari-pitsipika natao hitantanana ny fifandraisana sy ny tontolon'ny asa, dia mikendry ny hahazoan’ny mpiasa sy ny mpampiasa fahamarinana ara-tsosialy mendrika ary hampiroborobo ny asa mendrika amin'ny lafiny rehetra amin'ny tontolon'ny asa. Ny fanovana ny asa ateraky ny fanovana ara-teknolojia, ara-demografika ary ara-toetr'andro, dia manery an'i Madagasikara hamerina hijery ny lalà ny hamaliana ny fitakian'ny tontolon'ny asa. Hihaino ny antsipiriany momba an'ity lohahevitra ity amin'ity isika anie miaraka amin'ny talen'ny Biraon'ny firenena misahana ny asa ho an'i Madagascar, Kaomoro, Maorisy ary Seychelles, Coffi Agossou.