Maraa, une jeune artiste peintre malgache utilise le verre pour ses tableaux. Suivant le chemin de Natoa Rasolonjatovo, qui lui se spécialise dans la peinture à l’huile, Maraa approfondit la peinture vitrail et le thème de la spiritualité. Elle a nommé ses premières œuvres « l’introspection ». Le verre symbolise pour Maraa la transparence et la pureté à l’état physique. Selon elle, le verre reflète la découverte du soi intérieur.
Maraa, tanora malagasy mampiasa ny fitaratra hanaovana hosodoko. Nanaraka ny dian'i Natoa Rasolonjatovo, saingy mampiavaka an’i Maraa manokana ny loko ampiasainy ary ny lohahevitra mahakasika ny fanahy kokoa izay voiziny. « Introspection » no lohahevitra noraisainy voalohany amin’ireo sangan’asany. Maneho ny fangaharaharana sy ny fahadiovana ny fitaratra hoy i Maraa. Ahitana taratra ny ao anaty manokana.