COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesQuestions A / Hono ho'a ?

©StockSnap
Une formation axée sur le numérique permettra aux femmes d’être en phase avec le monde moderne du travail.

Antsiranana : les femmes victimes de violences basées sur le genre bénéficieront d’une formation axée sur le numérique

Vehivavy 4 amin’ny 5 no iharan’ny herisetra mifantoka amin’ny maha vavy any Antsiranana araka ny antontan’isa navoakan’ny sampandraharahan’ny firenena mikambana ho an’ny fampandrosoana ny taona 2011. Isan’izany ny herisetra ara-batana, ara-teny, ara-moraly, ary ara-toekarena. Ny mikasika io farany io indrindra no nanintona ny fikambanana Tavandra aty Antsiranana. Mba hisorohana izany dia hanome fiofanana ho an’ireo vehivavy ireo ny fikambanana. I André Leva José, filohan’ity fikambanana ity no manazava fa ny tena antony hanaovana ity fiofanana ity dia ny hanomezana fahalalana ara-nomerika ireo vehivavy ireo mba ahafahany mitady asa mifanaraka amin’ny fandrosoana amin’izao vanim-potoana izao. Izany dia ny mba ahaleovany tena ara-bola. Ny 17 aprily ho avy izao no hanomboka ny fiofanana ka ireo vehivavy 10 amin’ny andiany voalohany no hiatrika izany.

Studio Sifaka · 2021-04-16 Fandaharana HONO HO AHO - FORMATION VBG

Selon les statistiques publiées par le Programme des Nations Unies pour le Développement en 2011, 4 femmes sur 5 sont victimes de violence basées sur le genre à Antsiranana, qu’il s’agit de violence physique, verbale, morale ou économique. C'est ce dernier point qui a attiré l’attention de l'organisation Tavandra à Antsiranana. Pour lutter contre cela, elle prévoit de former les femmes victimes de violence économique, afin qu’elles soient indépendantes financièrement. André Leva José, président de l'association, explique que l'objectif principal de cette formation consiste à fournir à ces femmes des connaissances numériques afin qu'elles puissent trouver des emplois en phase avec le développement moderne. La formation débutera le 17 avril et sera suivie par 10 femmes du premier groupe.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter