Et si cette période de fermeture des écoles était le moment opportun pour imprégner les enfants dans l’école de la vie. Selon l’éducateur Raoeliarijao, on peut profiter de ce moment pour apprendre aux enfants les bonnes manières dans la communication, comment nettoyer la maison, comment cuisiner, comment bricoler, comment jardiner etc. En même temps, quand ils seront chargés d’acheter quelque chose à l’épicerie, ils pourront faire le lien avec leurs leçons à l’école comme les mathématiques. C’est une période propice à leur découverte et au développement de leur imagination, qui peut se faire aussi à travers les jeux.
Misy ireo mpanabe no milaza fa izao fotoana fikatonan’ny sekoly izao no fotoana mety hampianarana ny ankizy ny sekolin’ny fiainana. Raha ny fanazavan'i Raoeliarijao mpanabe, araraotina izany fotoana izany hampianarana ny ankizy ny fahalalam-pomba, ny fahaizana mifandray amin’ny hafa, ny fanadiovana trano, ny fikarakarana sakafo, ny fanaovana asa-tanana, ny fikarakarana zaridaina sns. Rehefa asaina mividy zavatra izy ireo, dia azony ampifandraisana tsara amin’ ireo lesona any an-tsekoly toy ny kajy izany. Fotoana hahafahan'izy ireo mamantatra sy mampivelatra ny sainy, izay azo atao amin'ny kilalao ihany koa.
Â