Les documents ou projets produits par les étudiants appartiennent à l’université car ils ont été créés dans le cadre d’un cursus universitaire selon le Dr Tantely Ravelonjatovo, responsable de la mention Communication médiation média et organisation au sein de l’univerisité d’Antananarivo. De ce fait, toute utilisation de ces productions en dehors du cadre universitaire est considérée comme étant un vol passible de poursuite judiciaire. Jusqu’à ce jour, il n’existe aucun système de protection intellectuelle des œuvres estudiantines à l’université. Toutefois, un service juridique y est disponible en cas de vol intellectuel. Les étudiants peuvent cependant demander une autorisation auprès de l’université s’ils souhaitent concrétiser les fruits de leurs recherches universitaires.
Mijanona ho fananan’ny oniversite avokoa ireo voka-pikarohana rehetra notontosaina nandritra ny taona niarana teny, na ny tetikasa na ny fikarohana siantifika raha ny nambaran’ny Dr Ravelonjatovo Tantely, tompon’andraikitry ny sampana serasera eo anivon’ny oniversiten’Antananarivo.  Noho izany tsy azo atao ny manatanteraka na manamparitaka ireo vokatra ireo raha tsy nahazoana alà lana avy any amin’ny oniversite nianarana. Arak’izany, na tsy mbola misy eo anivon’ny oniversite ny sampana manokana misahana izay fiarovana ny asan’ny mpianatra izay dia azo atao ny manenjika ireo izay minia mandika io lalà na napetraka io. Misy tsinona ny sampana misahana ny raharaham-pitsarana eo anivon’ny oniversité raha misy trangana halatra na fandikana.