L’« Ecole des papas » vulgarisée à Tuléar par le Capacity Building for Communities ou C4C, pour sensibiliser les hommes à la lutte contre la violence, et celle envers les femmes en particulier. Les détails dans l’émission « Hono ho'a ».
« Ecole des papas » Toliara : tetikasa entina mampiofana sy manentana ny raim-pianakaviana sy ny lehilahy manoloana ny ady amin’ny karazana herisetra atao amin’ny vehivavy ao an-tokatrano. Tafiditra ao anatin’ilay tetikasa « Sahala » izay tanterahan’ny C4C (Capacity Building for Communities) izy ity. Henoy ny momba an’izay ao anatin’ny fandaharana « hono ho aho ».