Fitaovana iray ahafahana mijery ny fivoaran’ny coronavirus ny “séquenceur”. Rehefa vita ny fitiliana PCR dia vakian’ny “séquenceur” tsirairay avy ireo singa mandrafitra ny “ARN” anatin’ny coronavirus. Tokony hitovy daholo ireo singa ireo sy ny filaharany ho an’ny coronavirus rehetra. Raha vao misy fiovana fotsiny na filaharana, na fahatapahana na fiverenana isa iray dia efa miova endrika ilay tsimokaretina amin’izay, hoy ny dokotera Rakotoarivony Manitra, talen’ny fampiroboroboana ny fahasalamana. Azo fantarina amin’ny alalan’ny sequenceur hoe inona ilay karazana endrik’ilay coronavirus.
Le séquenceur est un appareil qui permet de suivre l’évolution du coronavirus. Une fois le test PCR effectué, le séquenceur lit chaque composant ou « génome » de l’ARN du coronavirus. Tous ces génomes et leurs suites devraient être identiques pour tous les coronavirus. Selon le Docteur Manitra Rakotoarivony, directeur de la promotion de la santé publique, dès qu'il y a un changement dans l'ordre, une rupture ou un doublon, il s’agit d’une nouvelle souche. Le séquenceur aide ainsi à identifier le type de variant en se référant aux répertoires.