On retrouve encore quelques hectares de forêt sèche dans plusieurs régions de Madagascar comme dans la région de Menabe, Melaky et dans le Sud de la Grande Ile. Nalimanitra Ravoson, responsable auprès de l’association CODE Menabe explique que les forets sèches servent, pour la plupart, de réservoir d’eau et protègent le sol contre l’érosion. Parmi les principales activités qui entrainent leur destruction sont : les défrichements, l’exploitation illégale des forêts et l’augmentation des déplacements massifs d’une région à une autre.
Mbola betsaka ireo faritra ahitana ny ala maiky eto Madagasikara. Isan’izany ohatra ny ao amin’ny faritra Menabe, Melaky ary any amin’ny faritra atsimon’ny nosy. Ahitana karazan-kazo mitahiry rano betsaka ao anatin’ny ala maiky ary miaro ny nofon-tany ihany koa izy ireo hoy i Ravoson Nalimanitra, tompon’andraikitra voalohany ao amin’ny fikambanana CODE Menabe. Isan’ireo hetsika manimba azy ny fanaovana tetika ala, ny fitrandrahana tsy ara-dalà na ary ny tsy fifehezana ny fifidra-monina anatiny.