Les femmes peuvent participer à la lutte contre l’insécurité, elles peuvent par exemple intégrer les forces de l’ordre. Mais pour apporter la paix dans les ménages ou dans la société, il existe aussi différents moyens que les femmes peuvent adopter. Les détails dans l’émission « Hono ho’aho ».
Afaka mandray anjara amin’ny fiadiana amin’ny tsy fahandriampahalemana ny vehivavy. Afaka miditra ho mpitandro filaminana na koa manao andrimasom-pokonolona. Fa na izany aza, misy fomba hafa ihany koa ankoatr’izay hahafahan’ny vehivavy mametraka ny filaminana eo anivon’ny fiarahamonina. Arahinao ao anatin’ny fandaharana « Hono ho’aho » ny andininy.