L’accès aux lois reste difficile à Madagascar et les jeunes s’y intéressent peu ou pas du tout. En effet, les jeunes ne sont pas consultés lors des élaborations des lois. De plus, certaines lois ne sont pas disponibles sur les plateformes déjà existantes (site internet de l’administration). Face à cela, les juristes devraient selon Tsimihipa Andriamazavarivo, coordinateur de l’ONG Tolotsoa, participer plus à la vulgarisation, à rendre publiques et compréhensibles les lois malgaches.
Mbola sarotra ny fikarohana sy fikirakirana, ary ny fahazoana ireny lalà na ireny eto Madagasikara, ary vitsy ny tanora liana sy mandray andraikitra ao anatin’izany. Anisan’ny anton’izany ny tsy fandraisan’ny tanora anjara amin’ny famolavolan-dalà na, ny tsy fahafahan’ny olona mijery sy manaraka ny fivoaran’ny lalà na eto amintsika. Tsy ampy ihany koa ny fandraisan’ny mpahay lalà na anjara amin’ny fanapariahana ny lalà na sy ny famakafana ireny amin’ny be sy ny maro. Manazava bebe kokoa mikasika izay i Andriamazavarivo Tsimihipa, mpandrindra ny ONG Tolotsoa.