Isan’ireo faritra mena be doro tanety indrindra ankehitriny ny faritra andrefana sy atsimon’i Madagasikara. Nametraka « geoportail » na tranonkala entina manara-maso ny doro ala sy ny fiforonan’ny afo eto Madagasikara ny ministeran’ny tontolo iainana sy ny fampandrosoana lovain-jafy ho fanatsarana ny paik’ady famehezana ny afo. Raha tebok’afo efa misy no nozaraina hatrizay, ankehitriny kosa efa azo sorohina hatramin’ny fiforonany ireo afo, hoy ny talen’ny fambolen-kazo, ny fitantanana ny ala sy ny tontolo eo anivon’ny Ministeran’ny tontolo iainana, Razafindrahanta Hanitriniana.Â
Afin d’améliorer la gestion des feux de brousse à Madagascar, le ministère de l’environnement et du développement durable a mis en place un géo portail de suivi de feux. Cette plateforme permet de lancer des alertes précoces et enregistrer également les feux actifs dans les localités concernées. Si auparavant, les alertes concernaient les point de feux déjà enclenchés, actuellement, il est possible de prévoir où un feu pourrait se déclencher, explique le directeur des reboisements, des paysages et des forets auprès du ministère de l’environnement et du développement durable, Hanitriniana Razafindrahanta.