33% amin’ireo karazana atsantsa 59 eto Madagasikara no ahiana ho lany tamingana amin’izao fotoana izao raha ny navoakan’ny Wildlife Conservation Society Madagascar. Maro ny anton’izany, ao ny fiovaovan’ny toetrandro, ao ihany koa ny fandotoana ny tontolon’ny ranomasina ataon’ny olombelona. Rehefa tsy misy intsony ny atsantsa dia mikorontana ny fiainan’ny zava-manan’aina ao anaty ranomasina. Vahiny ao anatin’ny fandaharana hiresaka mikasika izay i Randrianandrasana José, manam-pahaizana manokana momba ny haiaina an-dranomasina ao amin’ny Institut Halieutique et des Sciences Marines Toliara.
33% des 59 espèces existantes de requins à Madagascar sont en voie de disparition actuellement d’après les données de la Wildlife Conservation Society Madagascar. Parmi les causes de ce danger, on cite, entre autres, le changement climatique et la pollution marine engendrée par l’Homme. La disparition des requins pourrait affecter l’équilibre de la vie des animaux marins. José Randrianandrasana, biologiste marin au sein de l’Institut Halieutique et des Sciences Marines à Tuléar en parle.