5% ny kaominina ambanivohitra eto Madagasikara ihany no mampiditra ireo tanjona ho amin’ny fampandrosoana lovainjafy anatin’ny paikadiny. Anisan’ny mahatonga izany ny tsy fahampian’ny fikambanana fiarahamonim-pirenena eny an-toerana, hanao adisisika hoan’ny tetikasa fampandrosoana. Manazana ny Talen’ny Réseau SOA na Sendikan’ny Orina Ambanivohitra, fa ambany ny fari-pahaizan’ny tanora eny ambanivohitra sady maro ireo tanà na mitoka-monina noho ny haratsin’ny là lana ka izay no manasarotra ny fananganana fiarahamonim-pirenena any. Tsy ampy rahateo ny sehatra hifanakalozan-kevitra eto amintsika hoy izy, ka tsy zatra maneho sy miady hevitra ny tanora.
5% seulement des Communes rurales à Madagascar intègrent les Objectifs pour le Développement Durable dans leur stratégie. Cela est en partie dû au manque d’organisation de la société civile sur place, pour faire des plaidoyers sur les programmes de développement. Le directeur du Réseau SOA, Gérard Andriamandimby explique que les organisations de la société civile se créent difficilement en milieu rural à cause du faible niveau d’étude des jeunes et l’état des routes qui enclave plusieurs zones. S’ajoute à cela le manque d’espace de discussion et de débat, dit-il, qui n’habitue pas les jeunes à s’exprimer et à défendre leurs idées.