Nanomboka ny volana jolay lasa teo ny fanadihadiana fanisana trano eto amin’ny fari-piadidian’ny kaominina Antananarivo Renivohitra. Tanjon’ity fanisana ity ny hananan’ny kaomina antontan’isa mazava momba ireo trano miorina eto Antananarivo, sy hananana tombana mazava ny amin’ny tahan’ny hetra tokony hiditra amin’ny kitapom-bolany. Hohazavain’i Ravelonahina Hilda Hasinjo, mpanolotsaina eo anivon’ny kaomina ny antony ilà na ny fanisà na trano sy ny tsara ho fantatra momba izany ?
La commune urbaine d’Antananarivo a lancé depuis juillet la phase d’enquête pour le recensement des propriétés bâties dans la circonscription de la CUA. L’objectif de ce recensement est d’une part de mettre à jour des chiffres concernant les propriétés bâties, mais d’avoir aussi d’autre part, une estimation plus claire du volume d’IFPB que la CUA devrait percevoir. Hilda Hasinjo Ravelonahina, membre du conseil municipal explique l’utilité du recensement et tout ce qu’il faut savoir autour de l’IFPB.