Azo atao ny mampivoatra ny fomba fiaina eny anivon’ny fiaraha-monina, amin’ny alalan’ny atao hoe fampiovam-pihetsika mihabo. Izany indrindra no tanjon’ilay fomba fiasa antsoina hoe Communication For Development na Serasera hoan’ny Fampandrosoana. Ny eo anivon’ny UNICEF Madagascar dia mampiasa izany ho fampivoarana ny fiainan’ny fiarahamonina eny ifotony ary hiarahany miasa amin’ny mpisehatra maro, na avy eo anivon’ny fanjakana na ireo fiaraha-monim-pirenena. Mitondra fanazavana momba izany i Herisoa Razafindraibe, manampahaizana manokana avy eo anivon’ny UNICEF.
Approche mixte, le C4D ou Communication for Devlopment permet de travailler directement pour un changement de comportement au niveau local. C’est également l’objectif même de l’UNICEF Madagascar dans ses œuvres à travers l’île et en partenariat avec de nombreuses structures au niveau de l’Etat ou les Sociétés Civiles. Herisoa Razafindraibe, Spécialiste du C4D au niveau de l’UNICEF nous explique un peu plus ce qu’est cet outil.