COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesQuestions A / Hono ho'a ?

©Hsengkeungmurng99
Les étudiants commencent à se spécialiser à partir de leur deuxième année d’étude.

Pourquoi les étudiants ont du mal à trouver des emplois avec des diplômes intermédiaires ?

Les étudiants qui obtiennent des diplômes intermédiaires, de bac+2 à bac+5, ont du mal à trouver des emplois adéquats à leurs diplômes, selon une étude menée par Jean Arnaud Baraka, conseiller sénatorial. Cette étude a été faite en 2019 sur 525 jeunes, partout dans Madagascar, sauf à Tuléar, faute de logistique. Jean Arnaud Baraka explique que le tissu économique du pays est encore faible, c’est-à-dire que le secteur emploi n’est pas encore exploité à son plein potentiel. Pour cela, il faudrait que les jeunes créent eux-mêmes leurs emplois ou que le gouvernement permette plus facilement la création d’emploi du secteur privé. Selon lui, il existe cinq secteurs où les jeunes peuvent trouver ou créer aisément du travail : le BTP, l’agriculture, les NTIC, le tourisme et le secteur minier.


Studio Sifaka · 2021-08-13_Fandaharana_HONO HO AHO- JEUNES & DIPLOMES

Matetika sarotra mahita asa mifandraika amin’ny marim-pahaizana ananany ireo mpianatra manana diplaoma salantsalany, bac+2 hatramin’ny bac+5, araka ny fikarohana manokana nataon’i Jean Arnaud Baraka, mpanolontsaina ao amin’ny antenimierandoholona. Natao tamin’ny taona 2019 ity fikarohana ity, tamina tanora miisa 525 manerana an’i Madagasikara, afa tsy tany Toliara noho ny antony ara-pitaovana. Manazava i Jean Arnaud Baraka fa ny endriky ny toe-karena misy eto Madagasikara dia mbola manify, izany hoe tsy mbola mivelatra tsara ny sehatry ny asa, no mahatonga izany. Manoloana izany, tokony hamorona asa ho azy ireo manokana ireo tanora, na ny fanjakana no mamela ireo sehatra tsy miankina hamorona asa bebe kokoa. Araka ny nambarany ihany koa, sehatra dimy no mora hahitan’ny tanora asa amin’izao fotoana izao : ny asa vaventy, ny fambolena, ny teknolojia vaovao sy ny serasera, ny fizahan-tany ary ny sehatry ny harenan-kibon’ny tany.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter