La rage est une maladie d’origine virale et transmissible par la morsure d’un animal enragé. Les chiens, les chauves-souris, les chats, tous les animaux à sang chaud sont les plus susceptibles de transmettre la rage à l’homme. Toutefois, la vaccination des animaux reste la meilleure prévention.
Ny haromontana dia aretina avy amin’ny kaikitry ny biby misy otrikaretina. Ny alika, ny saka, ny ramanavy sy ireo biby rehetra mafana rà no mety hamindra izay haromontana izay. Ny fanaovana vakisiny ny biby ihany anefa no fiarovana tsara indrindra.