Le 41ème sommet de la SADC, auquel Madagascar participe, se tient actuellement à Lilongwe au Malawi. En tant que membre de la SADC, Madagascar bénéficie de plusieurs avantages économiques et commerciaux. Les produits exportés répondent plus aux attentes des pays africains importateurs, le commerce se fluidifie grâce aux différents accords, et les jeunes entrepreneurs peuvent investir dans la production et l’importation. Cela peut favoriser la croissance économique du pays, selon Fidèle Randriamananjara, économiste.
Mandray anjara amin’ny fivoriana an-tapon’ny SADC any Lilongwe, Malawi i Madagasikara. Maro ny tombotsoa ara-toekarena sy ara-barotra azon’i Madagasikara ao ami’ny maha mpikambana ao amin’ny SADC azy. Mifanaraka kokoa amin’ny ilain’ireo firenena afrikanina mpanafatra ireo vokatra izay aondrana, mizotra kokoa ny varotra noho ireo fifanarahana maro, ary manome sehatr’asa ho an’ireo tanora te handraharaha eo amin’ny varotra iraisam-pirenena ihany koa izany. Manampy amin’ny fivoarana ara-toekaren’i Madagasikara izany raha ny fanazavan’ny mpahay toekarena, Randriamananjara Fidèle.