Le président de la République Malgache Andry Rajoelina a annoncé lors de son passage en France quil fera que le diaspora malgache participera aux élections présidentielles de 2023. C'est une initiative bien placé afin de permettre à ces derniers de jouir de leur droit de vote. Néanmoins, plusieurs paramètres sont à revoir et à améliorer pour mettre en œuvre ce projet, explique Andriatsimarofy Benjamin, Responsable juridique auprès de l'observatoire Safidy.
Mikasa ny hampandray anjara ireo malagasy mipetraka any ivelany amin'ny fifidianana 2023 ny filoha Andry Rajoelina. Amin'ny lafiny iray, tsara ity tetik'asan'ny filoha ity satria manome lanja ny zon'ireo malagasy hifidy. Etsy ankilany kosa anefa dia maro ireo teboka mbola mila hatsaraina sy havaozina mba hahafahana manatanteraka izany hoy i Andriatsimarofy Benjamin, tompon'andraikitra momba ny lalà na ao amin'ny Observatoire Safidy.