Fomba iray hahafahana mamoha ny saina tia karokaroka sy ny fahaiza-mamorona ananan’ny ankizy ny fampianarana azy ny mikirakira informatika, ary indrindra fa ny fampianarana azy mampiasa sy mandrafitra rafibaiko amoahany ny zavatra mahaliana azy. Izany indrindra no tanjon’ireo mpampianatra izay namolavola ny programa Our KidsPreneur, programa hampianarana ireo ankizy hanana sahady ny kolontsainam-pandraharahana. Isan’ireo dingana ao anatin’ity programa ity ny hamoha ny fahaiza-manao sy fahaiza-mamorona ananan’ireo ankizy manaraka izany.
Apprendre l’informatique aux enfants et notamment les initier au développement d’application pour laisser libre cours à leur imagination est une des nombreuses méthodes pour stimuler leur créativité et leur curiosité. C’est d’ailleurs l’objectif des éducateurs initiateurs du programme Our KidsPreneur, un volet d’apprentissage de la culture entrepreneuriale pour les enfants, qui ont misé sur la stimulation de la créativité et de la curiosité des enfants dans leurs programmes.Â