Alors que la convention n°176 de l’OIT appuie certains droits sur les conditions de travail des miniers. Aujourd’hui, ces derniers n’ont toujours pas vu leurs équipements renouvelés. Certains employés des grandes entreprises minières de Madagascar se plaignent de l’absence de prise en charge en cas de maladie. Leurs conditions de travail difficiles peuvent causer plusieurs maladies.
Tsy misy fanavaozana ny fitaovana ampiasain’ny mpitrandraka harena ankibon’ny tany miasa amina orinasa lehibe eto Madagasikara. Misy amin’ireo mpiasa ireo ihany koa no mitaraina fa tsy misy mandray an-tanà na ny fitsaboana azy raha sendra marary nefa tsizarizary ny fari-piainana ka mahatonga aretina maro. Mitaky ny hanasoniavana ny fifanarahana iraisam-pirenena laharana faha 176 mametraka ny zon’izy ireo ho voaaro sy ho tsaboina izy ireo.
Â