Le droit d’accès à l’information fait partie des droits fondamentaux de tout citoyen. Les contribuables n’ont pas encore accès aux informations à caractère public alors que c’est d’une importance capitale pour un Etat démocratique et pour la promotion de la transparence, selon les explications du responsable communication au sein du Transparency International Madagascar, Vatsy Rakotonarivo.
Zo fototry ny olom-pirenena eo amin’ny lafiny sosialy sy ny lafiny politika ny fahalalan’ny besinimaro hisitraka torohay na ny « droit d’accès à l’information ». Mbola tsy misokatra ho an’ny olom-pirenena malagasy rehetra ny torohay sy ita mikasika ny fitantanana ny raharaham-panjakana hatreto nefa manana ny lanjany eo amin’ny tany demokratika sy ny fampanjakana ny mangarahara izany araka ny fanazavana etin’ny tompon’andraikitry ny serasera, eo anivon’ny Transparency International eto Madagasikara, Rakotonarivo Vatsy nandritra ny resadresaka taminy mahakasika ny lohahevitra androany.