L’enfant est toute personne âgée de moins de 18 ans. Du fait de sa vulnérabilité, il peut être exposé à diverses violences sexuelles, y compris celles commises en ligne. En 2020, une étude sur les abus et exploitation sexuels des enfants en ligne ou AESEL a été réalisée par l’ONG ECPAT France Madagascar. 1500 enfants ont été interrogés, et environ la moitié a affirmé avoir subis au moins une forme d’AESEL. Selon un formateur travaillant pour l’ONG, Tokinirina Rakotoarimanana, 69% ont été victimes d’Online grooming et 43 % de sexting.
Ny ankizy dia olona latsaky ny 18 taona. Mety iharan'ny herisetra ara-nofo isan-karazany izy, ohatra eo amin’ny aterineto. Tamin’ireo ankizy malagasy 1500 nanaovan’ny ECPAT France Madagascar fanadihadiana ny taona 2020, ny antsasamanilan’izy ireo dia efa niharan’ny fanaranana ara-nofo sy fanararaotana mamoafady amin’ny aterineto avokoa. Misy endrika roa isehoan’izany herisetra amin’ny aterineto izany, izay tena miverimberina matetika. Ny antsoina hoe online grooming sy ny sexting, izay azavain’ny mpampiofana avy ao amin’ny ECPAT France Madagascar izao, Rakotoarimanana Tokinirina.