« Asa mendrika, omeo vahana ny asa ara-drariny », io no lohahevitry ny fankalazana ny andro manerantany ho an’ny asa mendrika ity taona 2021 ity. Nijery manokana ny momba ireo tantsaha, tontolo arakasa izay misongadina eto Madagasikara ny Studio Sifaka. Nilaza ny mpiandraikitra ny fandaharanasa ao amin’ny fikambanana iraisampirenena momba ny asa, Razafinisoa Nombana, fa mbola tsy omen’ny fiarahamonina lanja amin’ny maha asa azy ny asan’ireo tantsaha. Eo ihany koa ny lalà n’ny asa izay tsy mahasahana ny sehatra tsy manara-drafitra, izay misy ny tantsaha. Tsy manana fiahiana ara-tsosialy ihany ko aizy ireo hoy izy. Dingana lehibe araka izany no mila atao mba hanatsarana ny tontolon’ny asa eny amabanivohitra.
Â
« Journée mondiale pour le travail décent : privilégier des emplois justes », c’est le thème de la journée mondiale du travail décent, pour cette année 2021. Pour cette émission, le Studio Sifaka s’est focalisé particulièrement sur le cas des agriculteurs. En effet, c’est un secteur dominant et actif à Madagascar. Selon le chargé du programme de l'Organisation Internationale du Travail, Nombana Razafinisoa, la société ne valorise pas encore le travail des agriculteurs en tant que métier. Le code du travail ne couvre pas également le secteur informel, dont les travailleurs dans le domaine de l’agriculture. Ils n'ont pas de sécurité sociale, ajoute-t-elle. Des mesures importantes doivent être prises pour améliorer les conditions de travail en zone rurale.