Un des rôles de l’Ordre des Journalistes à Madagascar (OJM) consiste à protéger les journalistes dans l'exercice de leurs fonctions. Il lui appartient également de garantir aux journalistes l’exercice de leur liberté d’expression dans le respect des lois selon les explications du président exécutif de l’Observatoire des Médias et de la Communication à Madagascar – Ilontsera, Mamelasoa Ramiarinarivo.
Anisan’ny andraikitry ny holafitry ny mpanao gazety eto Madagasikara na ny OJM ny fiarovana ny mpanao gazety amin'ny fanatanterahana ny asany. Anjarany ihany koa ny miaro ny fahalalahan’izy ireo hikaroka sy hampita vaovao anatin’ny fanajana ny lalà na, araka ny fanazavan'ny filoha mpanatanteraka ny Ilontsera, Ramiarinarivo Mamelasoa.