COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesQuestions A / Hono ho'a ?

©Studio Sifaka
Remise de certificats aux référents éthiques lors du lancement de la branche anti-corruption de Sahanala.

Projet SAHANALA : la lutte anti-corruption dans le secteur privé

La branche anti-corruption au sein de Sahanala Madagascar a été lancée le 14 octobre 2021. Sahanala Madagascar est une entreprise associative, fédérant 5 secteurs clés du développement, dont le secteur vanille, le secteur pêche, le secteur tourisme et restauration et le secteur industrie. Sa branche anti-corruption privilégie la prévention à travers la sensibilisation et l’éducation de ses membres. Mais aussi en créant des conditions de travail décentes pour réduire les risques de corruption. Des référents éthiques, agents spécialement consignés par Sahanala Madagascar, investissent le terrain, détectent les cas suspects et rédigent des rapports auprès des autorités concernées, selon l l’une des responsables du projet, Nantsoina Rakotozanany.


Studio Sifaka · 2021-10-15_Fandaharana_HONO HO AHO - SAHANALA MADAGASCAR

Nisokatra ny 14 oktobra 2021 ny sampana miady amin’ny kolikoly eo anivon’ny Sahanala Madagascar. Ny Sahanala Madagascar dia orinasa mandraharaha amina sehatra 5 lehibe toy ny lavanila, ny jono, ny fizahan-tany, ny fandraisam-bahiny, sy ny indostria, manenika faritra maro eto Madagasikara. Tsy voatery hiandry kolikoly mitranga vao hiady aminy, hoy Nantsoina Rakotozanany, tompondraikitra ao amin’ny orinasa. Azo atao tsara ny misoroka mialoha amin’ny alalan’ny fampahafantarana, ny fanofanana sy ny fanaraha-maso ireo mpikambana ao aminy. Eo koa ny fanomezana asa tsara sy asa mendrika mba tsy ho latsaka anaty kolikoly. Farany, ny fametrahana ireo tantsoroka ara-pitondrantena na « référents étique » izay mandray ny fitarainana raha misy ahiahy. Izy ireo no mitsirika eny ifotony manamarina ilay tranga ahiahiana ary mitatitra izany eny amin’ny manam-pahefana isan-tsokajiny.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter