Mialohan’ny hiadiana hevitra mikasika ilay volavolan-dalà na amin’ny fampitsaharana ny vohoka noho ny antony ara-pahasalamana eo anivon’ny antenimiera, tokony apetraka mialoha foana ny famaritana ny zaza ao an-kibo hoe efa voasokajy ho olombelona sa tsia. Toy izao ny fanazavan’ny mpahay lalà na iray, Ambinintsoa Andrianiaina, momba ny fanasokajian’ny lalà na ny zaza ao am-bohoka ho anisan’ny olombelona na tsia.
Avant de porter discussion sur l’interruption thérapeutique de grossesse à l’assemblée nationale, il convient de voir de près comment la loi considère le statut juridique d’un fœtus s’il en a un. L’assistante juridique, Ambinintsoa Andriniaina nous explique le statut d’un fœtus dans un cadre juridique.