Il est facile de confondre la  vie publique avec la vie privée. Où se situe la limite entre les deux ?  Selon l’avocat Jonah Rakototsimialona, « une personnalité publique est l’ensemble de toute personne ayant une responsabilité ou une activité touchant l’intérêt public ou la vie de la société. Le président de la république, le fonctionnaire ou encore l’artiste sont les premiers exemples qui viennent à l’esprit du lecteur ».
Malgré ce statut de personnalité publique, chaque individu a droit à une vie privée. Cette dernière résume toute activité n’ayant pas un rapport avec la vie professionnelle et sociale. On peut parler d’atteinte à la vie privée si une personne est victime d'une violation de son droit au respect de sa vie privée, souligne  Jonah Rakototsimialona.
Mbola maro no mampifangaro ny atao hoe fiainana anaty fiaraha-monina (vie publique) sy ny fiainana manokana (vie privée). Hatraiza anefa ny fetran’izy roa ireo ary manomboka aiza no antsoina hoe olon’ny vahoaka na personnalité publique ny olona iray ? Manazava ny mpisolo vava, Rakototsimialona Jonah hoe olon’ny vahoaka ny olona iray rehefa mitazona andraikitra na mikasika ny tombontsoam-bahoaka mivantana. Ny filoham-pirenena, ny olom-boafidy sy ny olo-malaza no mby tonga voalohany ao an-tsaina.
Na eo ary izany, manan-jo hanana fiainana manokana ny olona tsirairay. Ny zavatra rehetra ivelan’ny asa sy ny andraikitra no atao hoe fiainana manokana. Tsy azo atao anefa ny mamoaka, miresaka na manaparitaka ny mombamoba ny olona iray raha tsy mahazo alà lana avy aminy na izy no misafidy hamoaka izany. Mety hanembatsembana ny filaminany na hampidi-doza azy ny fandikana izany ka enjehin’ny lalà na, hoy hatrany ny mpisolo vava Rakototsimialona Jonah.