Nankalazaina ny 6 Novambra lasa teo ny andro iraisam-pirenena ho an’ny tanora afrikanina, teto Antananarivo sy ny faritra misy ny fikambanana. Ny lohahevitra amin’ity taona ity ny famaritana sahady ny ho avy, ireo vahaolana aroson’ny tanora hanorenana ny Afrika tiana hapetraka. Ny tompon’andraikitry ny serasera ao amin’ny fikambanana YMCA, Rakotondrasoa Mialy no hiresaka mikasika izany fankalazana izany.
La journée Africaine de la jeunesse a été célébrée le 06 Novembre 2021 à Madagascar, au siège du YMCA, dans la capitale et dans les autres sièges de l’association dans les régions. Le thème de cette année est : « définir l’avenir dès aujourd’hui : des solutions menées par les jeunes pour construire l’Afrique que nous voulons ». La responsable en communication de l’YMCA, Mialy Rakotondrasoa nous en dit plus sur le sujet.