Manan-danja amin’ny fampitana hafatra ny sary ary tsy voatery hahay hamaky teny sy manoratra vao hahazo ny hafatra ampitaina aminy.
Miompana amin’ny fahasimban’ny tontolo iainana ny andiany faha 12 amin’ny festival SAR’nao amin’ity 2021 ity. Hita ho matoritory amin’ny fiarovana ny tontolo iainana mantsy ny mponina ka mahazo vahana ireo fahazaran-dratsy maneho izany. Tsy vitan’ny SAR’nao na ny fanjakana irery anefa io ady io fa ny tsirairay aloha no tokony ho tonga saina, miainga amin’ny tokan-trano tsirairay hoy i Ramanahadray Fidisoa, mpikarakara.
La photographie est une arme puissante pour transmettre un message. Elle véhicule un message universel.
Cette année 2021, le festival SAR’nao, 12ème édition, se focalise sur la sensibilisation contre la dégradation climatique, présente dans différentes régions de Madagascar. Selon Ramanahadray Fidisoa, l’un des initiateurs du festival, il est temps de réveiller tout le monde des pratiques nuisibles qui favorisent la déstruction irréversible de l’environnement. Ce n’est pas au festival SAR’nao ni au gouvernement seul de lutter contre ce fléau. Chacun est impliqué et le changement de comportement, dit-il, part de chaque foyer.